All
Search
Images
Videos
Shorts
Maps
News
More
Shopping
Flights
Travel
Notebook
Report an inappropriate content
Please select one of the options below.
Not Relevant
Offensive
Adult
Child Sexual Abuse
Length
All
Short (less than 5 minutes)
Medium (5-20 minutes)
Long (more than 20 minutes)
Date
All
Past 24 hours
Past week
Past month
Past year
Resolution
All
Lower than 360p
360p or higher
480p or higher
720p or higher
1080p or higher
Source
All
Dailymotion
Vimeo
Metacafe
Hulu
VEVO
Myspace
MTV
CBS
Fox
CNN
MSN
Price
All
Free
Paid
Clear filters
SafeSearch:
Moderate
Strict
Moderate (default)
Off
Filter
1:10
Extrait LIVE FJKM Imerimandroso Ambatondrazaka Sept 2025 | VDFI
24K views
6 months ago
Facebook
VDFI
4:30
👉 Mety hoe mandalo ady sarotra hianao ankehitriny 👉 Mety nilaozan'olo-tiana sy nofitahina fona hatrizay 👉 Toa tsy misy mi-considerer anao ny olona rehetra 👉 Mahatsiaro irery sy resy @lafin-javatra maro 🙏Misy Filazantsara anefa tianay zaraina aminao 🙏Io adinao toa tsy mety tapitra io dia efa nisy nitondra 🙏Te hisintona anao @lavaka, hamoaka anao ho mpandresy, 🙏Efa vitan'i Jesosy ny adinao, niaretany ny latsa, eso ✅Raiso Jesosy ho Mpamonjy anao dia ho afaka ny zioga sy entamavesatra ✅Fa ef
65.1K views
Mar 20, 2025
Facebook
VDFI
5:41
👉 Diniho kely ange ny fiainanao e Mety nandalo ady sarotra sy fisedrana nanahirana ...mety efa namoy fo sy nitomany 👉 Dia asa raha tsapanao ko fa nisy Hery hafa teo nanampy sy nitondra vahaolana tsy takatrin'ny sainao ✅ Izay ilay Jesosy tsy mba mandao, soa fa teo Izy : nitantana sy nampahery 🙏Ry Tompo tsara - Dian'ny Finoana (VDFI)🙏 | VDFI
9.1K views
Dec 31, 2024
Facebook
VDFI
3:24
👉Fa tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany 👉Ary rehefa tia ny Azy izay amin'izao tontolo izao Izy, dia tia azy hatrmain'ny farany 👉Fa ny Fitiavana no manarona fahotana maro ❤FA FITIAVANA - VDFI (Live zoma masina 2025)❤ | VDFI
89K views
May 9, 2025
Facebook
VDFI
5:47
☝ Misaotra an'Andriamanitra nahafahana namangy fiangonana maro t@ity taona 2025 ity ☝ Ny VDFI Mpihira mo dia manolotra maimaimpona ny Talenta ananany ho an'ny fampandrosoana ny Finoana ny Filazantsara ☝ Afaka mikarakara fandefasana ilay horonantsary "TSOTSORIMAMBA" ihany koa izahay ☝ Raha maniry ny hiarahiasa @Fitoriana ny Filazantsara ho @taona 2026 dia manasa anao hifampiresaka aminay ☎️ Laharana : 034 68 827 65 🎬 Video fanehoana : Fivoahana tany @FPVM Alarobia Ambatomanga Alahady 21 jolay 20
44.6K views
5 months ago
Facebook
VDFI
6:29
What is Virtual Desktop Infrastructure (VDI)?
216.9K views
Jun 8, 2012
YouTube
2DeCipher
4:02
Virtual Desktop Infrastructure (VDI): All You Need To Know
112.3K views
May 3, 2019
YouTube
Ace Cloud Hosting
5:52
What is Virtual Desktop Infrastructure (VDI) and why you should care?
147.5K views
May 15, 2020
YouTube
Tech Enthusiast
8:57
Virtual Desktop Infrastructure (VDI)
147.1K views
Jan 24, 2013
YouTube
Pluralsight IT - Training Archive
25:14
41 DIY IDEAS HOME DECOR | HACKS | UPCYCLING
2.4M views
May 12, 2023
YouTube
lots of dots
5:25
✅ Tsy miova Jesosy ✅ | VDFI
15K views
Dec 6, 2024
Facebook
VDFI
1:30
VDFI on Reels
3K views
9 months ago
Facebook
VDFI
0:58
VDFI on Reels
35.6K views
Aug 29, 2024
Facebook
VDFI
1:09
VDFI on Reels
6.2K views
Aug 14, 2024
Facebook
VDFI
3:19
Noelin’ny Kamboty | VDFI
43K views
Dec 26, 2024
Facebook
VDFI
11:23
Finaritra e Misy zanaka Fifohazana ve ato ? Misy zanaky ny Toby lehibe Manolotrony ve ? Horonantsary fohy manambara ny tantaran'ny fifohazana notarihin'I Neny Ravelonjanahary tao Manolotrony Samia ho tahin'Andriamanitra Youtube : https://youtu.be/VNgg2vmI9dM | VDFI
37.3K views
Nov 30, 2022
Facebook
VDFI
5:39
Lay sambokeliko efa mila ho vaky Voavelin onja mahery mahafaty, tafiditry ny rano e Hidiranangano Tsy misy mahita aho, tsy misy mijery Faingana hamonjy ahy f’izaho miady irery O Jesosy mila anao anie aho e, hampitsahatra azy Tolory tanana aho fa miandry anao Ny teninao Tompo o no andrasako Hoe mangina mitsahara e, dia vita ny adiko | VDFI
150.7K views
Jan 8, 2024
Facebook
VDFI
1:30
Vavaka manova zavatra | VDFI
141.1K views
Nov 3, 2024
Facebook
VDFI
6:39
🙏 Ny Andriamanitra inoako dia Andriamanitra Fitiavana 🙏 | VDFI
77.1K views
Jul 8, 2024
Facebook
VDFI
5:33
Ankehitriny azoko ilay tsirompiainana Dia Jesosy ilay namonjy ny fiainana Tsy mpamilafila izy io fa nafoy ny Rany ho ahy sy ho anao Efa ela no niantsoako anao ry Ray Nisy nihaino kay ny fitarainako hatrizay Tsy mpamilafila izy io fa nafoiny ny Rany ho ahy sy ho anao 🙏Tompo ô, inty aho re Manolotena ho anao Ianao ilay nifidy ahy izay adala tety🙏 | VDFI
13.6K views
Mar 26, 2024
Facebook
VDFI
5:55
😍😍 Ampafantaro ahy izay mety hiafarako Sy izay rehetra ohatry ny androko Aoka ho fantatro fa olon-kandalo aho Handehanako mahintsy eo aminao.😍😍 | VDFI
57.3K views
Jun 20, 2024
Facebook
VDFI
5:00
👉Fa raha tsy sedraina tsy fantatra hoe tena izy Raha tsy mandalo ady, tsy fantatra hoe mpandresy aho 👉Fa na mandalo fitsapana mamaky ny lalantery Fantatro Tompo o, hianao tsy hamela irery 🙏Aty @zao tontolo zao no ahitanareo fahoriana fa matokia fa Izaho efa nandresy izao tontolo izao🙏 | VDFI
163K views
Oct 3, 2024
Facebook
VDFI
3:55
👉 Hatrizay aho, naniasia Nanalavitra ny valanao Kanjo sendra ny rano mania Teo vao niantsoantso Anao Ô vonjeo aho Jesosy mahery F'efa fefika ny ota aho izao Aza afoinao fandrao dia ho very Ka ho faty ity zanakao 👉Ny halemeko ve ? Indro efa fantatrao Fa nofo ihany anie ity adalanao Ny ranao latsaka mba hanadio ahy Io no hanafaka ny ratran'ny fanahy ADIMPANAHY - AFAFI | VDFI
8K views
6 months ago
Facebook
VDFI
4:04
✅Fa vovoka hianao, hody vovoka indray ✅Noho izany mila ny famonjen'Ilay Kristy efa maty ho anao Cover - Vovoka (Voahirana) | VDFI
36.5K views
Jan 24, 2025
Facebook
VDFI
5:45
🙏 Ampy Jesoa ilay fitia Ampy fitia avy @Ray Hamonjy ny mania Ampy Jesosy dia ampy Hamafa ny helokao Ampy fitia tena ampy, nanavotany anao 🙏 | VDFI
65.5K views
Nov 10, 2024
Facebook
VDFI
5:30
🙏Inty aho ilay ondry saika very nihosopotaka teny rehetra teny nande t@ditrin'ny fo ka ts nahatsiaro Ilay antsonao niangavy ahy antaona maro 🙏Inty aho ilay ondry saika very nihosopotaka naloto feno fery efa maty nefa novelominao efa very mbola notadiavinao | VDFI
35K views
Nov 26, 2024
Facebook
VDFI
5:20
👉 Ho anareo lehilahy tiava ny vadinareo 👉 Ho anareo vehivavy, maneke ny vadinareo 🙏 Ho an'izay tsy manambady dia aza mitady vady 🙏 Ho an'zay manambady, aza mitady izay hisarahana | VDFI
245K views
Oct 27, 2024
Facebook
VDFI
7:04
- Nagnino 'nareo Baba ? - Mafy loatsy ity onjam-piainana etoy anaka ; ka ketraketraka 'ty finoako ! Mafy ity onjam-piainana ety an-tany Ka mila ho ketraka ilay finoako ! Finoako... !!! Ry finoana, aiza re no tena hisy anao (Réf. ) Ety an-tany ve sa any an-danitra ? Any anefa no tena misy ilay hasambarana Fiainana ....!!!. (x 2 ) Fa izaho milaza aminao Fa ny fiainana ety an-tany Dia mora lany, miorena ianao Tano mafy izay anananao !!! (Réf.) ( x 2) Ray ô ! Mba tohano ity finoana izay anananay Hoe
190.6K views
Apr 10, 2024
Facebook
VDFI
4:31
Tsy misy ny olana tsy azo vahana Tsy misy areti-tsy azo sitranina Toa mahavery hevitra anao fatratra Mba fantatrao ve ny hoe finoana? Izao teny izao no ampaherezako anao: "Ny zavatra rehetra dia hainy atao" Jesoa fitiavana mijery anao Arovany aminao, manatona Sahiran-tsaina ianao, te hiotra hiarina Milanja irery izay midona Jeso no handrava anio, hinoy fa marina Voavonjy izay manam-pinoana. MIASA ANDRIAMANITRA | VDFI
26.7K views
Apr 4, 2024
Facebook
VDFI
4:07
👉Amorony fo madio aho, Andriamanitra ô; ary havaozy hiorina marina ny fanahiko ato anatiko. 👉Aza manary ahy hiala eo anatrehanao; ary aza manaisotra ny Fanahinao Masina amiko. 👉Ampodio amiko ny fifaliana amin'ny famonjenao; ary tohàny fanahy mazoto aho. | VDFI
31.4K views
Nov 17, 2024
Facebook
VDFI
See more
More like this
Feedback